Entry (1/2) | 1 miandranandrana |
Root | 2 andranandrana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mihetsika na mandeha tsy mijery ambany: Miandranandrana ery i Sahondra rehefa mandeha Miseho ho kanto na lehibe noho ny hafa: Niandranandrana Rabenarivo nony nandre ny teny nataon' ny mpikabary nandokadoka azy |
Explanations in English |
5 [1.2] to be haughty, to be arrogant, disdainful, or lofty; to be bold and confident (in a good sense). |
Examples |
6 Tsy tohako izay miandranandrana sy miavonavona am-po. [2.996] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 miandranandràna |
Root | 12 andranandrana |
Part of speech | 13 imperative of active verb miandranandrana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
Explanations in French |
15 [1.3] |
Anagrams | 16 |
Updated on 2025/01/21 |