|
|
|
|

Entry (1/2)1  miandranandrana
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mihetsika na mandeha tsy mijery ambany: Miandranandrana ery i Sahondra rehefa mandeha
Miseho ho kanto na lehibe noho ny hafa: Niandranandrana Rabenarivo nony nandre ny teny nataon' ny mpikabary nandokadoka azy
Explanations in English  4  [1.2] to be haughty, to be arrogant, disdainful, or lofty; to be bold and confident (in a good sense).
Examples  5  [2.996] Tsy tohako izay miandranandrana sy miavonavona am-po.
Root  6  andranandrana
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Entry (2/2)11  miandranandrĂ na
Part of speech  12  imperative of active verb miandranandrana [Full list]
Explanations in Malagasy  13  [1.1]
Explanations in French  14  [1.3]
Root  15  andranandrana

Anagrams  16  iandranandranam, miandranandrĂ na, miandranandrana

Updated on 2025/04/14