|
|
|
|

Entry1  miandry raharaha
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza ireo irakiraka taloha mijanona eo akaikin' ny rova ka antsoin' ny manamboninahitra rehefa misy hilana azy
Elementary words  4  miandry, raharaha

Updated on 2024/12/07