Entry (1/2) | 1 mianiana |
Root | 2 aniana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manambara ampahibemaso fa hilaza izay fantatra ho marina: Mianiana izy fa hilaza ny marina ary ny marina ihany Manambara ampahibemaso fa hanome izay nampanantenaina: Mianiana aho fa hanome vola azy raha vao manana Manambara ampahibemaso fa hanatanteraka an-tsakany sy an-davany ny andraikitra takin' ny asa aman-draharahan' ny tena: Nianianaireo mpitsara vao nandray raharaha fa hanao araka ny rariny mandrakariva |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] to take an oath 6 [1.2] to swear |
Explanations in French |
7 [1.8] prĂȘter serment |
Examples |
8 mianiana amin' ise aho fa tsia! [2.529#129] 9 Mahazo mianiana amin' ny razantsika aho, ry sombi-naiko! [2.285#157] 10 mianiana eto aminao izahay fa hanoa sy hanaja anao ary tsy hivadika! [2.113#23] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 17 mianiàna |
Root | 18 aniana |
Part of speech | 19 imperative of active verb mianiana [Full list] |
Anagrams | 20 |
Updated on 2025/01/21 |