Entry (1/2) | 1 miantefa |
Root | 2 antefa |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mianjera, miantraika amin-javatra rehefa avy nandeha: Rehefa miantefa amin' ny rano ny tanamasoandro dia miova lalana 5 Mihatra amy..., mikasika: Miantefa indrindra amin' ny tanora izany teny izany [1.1] |
Explanations in English |
6 to light upon, as a bird upon the ground; to pitch upon a mark, as a ball or stone; to be in a settled state; to be arranged, as public business. [1.2] |
Examples |
7 Noho ny taratry ny afo miantefa amin' ny endriny, dia niova ny volon-kodiny sy ny soratr' akanjo teny aminy. [2.470] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 miantefà |
Root | 13 antefa |
Part of speech | 14 imperative of active verb miantefa |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Tables and plates |
17 All the active imperatives |
Anagrams | 18 fatimena, miantefa, miantefà, mifañate, fatimena, miantefa, miantefà, mifañate |
Updated on 2023/01/20 |