Entry (1/2) | 1 miantefa |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mianjera, miantraika amin-javatra rehefa avy nandeha: Rehefa miantefa amin' ny rano ny tanamasoandro dia miova lalana Mihatra amy..., mikasika: Miantefa indrindra amin' ny tanora izany teny izany |
Explanations in English |
4 [1.2] to light upon, as a bird upon the ground; to pitch upon a mark, as a ball or stone; to be in a settled state; to be arranged, as public business. |
Examples |
5 [2.470] Noho ny taratry ny afo miantefa amin' ny endriny, dia niova ny volon-kodiny sy ny soratr' akanjo teny aminy. |
Root | 6 antefa |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 miantefà |
Part of speech | 12 imperative of active verb miantefa [Full list] |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] |
Explanations in French |
14 [1.3] |
Root | 15 antefa |
Anagrams | 16 antefaim, fatimena, iantefam, miantefà, miantefa, mifañate |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |