Entry (1/2) | 1 miboridana |
Root | 2 boridana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy miakanjo, tsy mitafy, tsy misy rakony: Mba asio lambany re itý latabatra fa aza avela hiboridana toy izao [1.1] |
Explanations in English |
5 to be naked [1.7] |
Explanations in French |
6 être nu [1.8] |
Examples |
7 Nasaina niboridana dia nilahatra nanao tohivakana ny hotsaraina. [2.472] |
Morphology |
|
Analogs | 12 mitanjaka |
Entry (2/2) | 13 miboridàna |
Root | 14 boridana |
Part of speech | 15 imperative of active verb miboridana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Explanations in French |
17 [1.3] |
Anagrams | 18 adirimbona, iboridanam, miboridana, miboridàna, namaribody |
Updated on 2020/07/31 |