Entry 1/3 |
midiridiry
(diridiry (diry))
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Henjana: Inona no nohanin' ity zaza ity no midiridiry ohatra ny amponga ny kibony (maso) Mivandravandra sy misokatra be: Nidiridiry ny masony nijery ahy ka natahotra aho Tsy milefitra, tsy azo folahina (na ara-bakiteny no akana ny hevitra na an' ohatra): Nidiridiry ny tongony havia Miziriziry, mikiribiby: Nidiridiry amin' ny heviny izy ka tsy hita izay hanaovana azy
[1.1]
|
| [Tambahoaka]
Miridiridy [1.78]
|
Explanations in English | Stretched to the full, tense, swollen hard [1.2]
|
Explanations in French | Etre tendu, gonflé [1.3]
|
Examples | Ramanambeloma vinitry ny hatezerana sy midiridiry maso no tazana teo an-tokonana, nony nivoha ny varavarana.
[2.470]
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry 2/3 |
midiridiry
(diridiry (diry))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | S'obstiner [1.3]
|
|
Entry 3/3 |
midiridiry
(diridiry)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in English | To stare at [1.2]
|
Morphology |
Present : |
midiridiry |
Past : |
nidiridiry |
Future : |
hidiridiry |
Imperative : |
midiridiria |
|
|