|
|
|
|

Entry (1/2)1  midoboka
Root  2  doboka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Midafoka mafy ka mirohana sy migoboka: Andeha isika fa midoboka ny amponga ~ Nisy nanipy vato tao amin' ny farihy ka nidoboka ny rano
Mipaika: Nidoboka ny foko teo am.piandrasana ilay vaovao
Misamonomonona: Midoboka ny roina misy rano
Explanations in English  5  [1.7] to thump; to sound like a drum
Explanations in French  6  [1.8] donner un son de tambour; produire des sons sourds ou mats
Examples  7  Ny ranomasina midoboka moramora. [2.499#]
8  Inona ary izany : Mivelatra ilay malemy, ka midoboka Raotozafy? [2.69#]
9  Farany, iry erý ny tranon-dry Dada ! midobodoboky ny hafaliana ny am-bavafo. [2.356]
10  Dia ho izay henonay midoboka izay tokoa ve ny vatan-tsambo midona amin' ny vato? [2.471#]
Vocabulary  11  Sound
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
Synonyms  15  midobodoboka
Analogs  16  mitepotepo, mitotototo, mitotovary

Entry (2/2)17  midoboka
Root  18  doboka
Part of speech  19  active verb
Explanations in Malagasy  20  [1.1] Mitoetra, mipetraka, mijanona elaela amin' ny toerana iray: Nidoboka tany an.tsena tany ry zareo

Anagrams  21 

Updated on 2025/01/21