Entry (1/3) | 1 midona |
Root | 2 dona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mipaika mafy amin' ny zavatra iray: Nidona tamin' ny vato ny lakana ka saika nivadika 5 Miafara, tonga hatramy..., mivoaka: Midona any Ankadifotsy itý lanankely itý 6 Mirohondrohona: Midona ny orana any Ankaratra. 7 teny enti-milaza fa mipaika ny mpilalao iray amin' ny lalao daomy, izany hoe tsy manana masom-bato mitovy amin' izay miseho, ka mampandeha an' ilay ao aorianany [1.1] |
Explanations in English |
8 to collide with, to bump into something [1.7] |
Explanations in French |
9 heurter [1.3#113, 1.8] 10 choquer, se heurter 11 aller trouver, aboutir à [1.3#113] 12 se cogner contre [1.8] |
Examples |
13 Dia ho izay henonay midoboka izay tokoa ve ny vatan-tsambo midona amin' ny vato? [2.471] 14 nidona tamin' ny haram-bato ny sambo ka vaky (Le navire a heurté contre un rocher et il s'est brisé) [1.3#113] 15 midona eny amin' ny kianja io lalana io (Ce chemin aboutit à la place) [1.3#113] |
Morphology |
|
Analogs | 20 mipoka, migona |
Compound words |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word midona |
Entry (2/3) | 23 midonà |
Root | 24 dona |
Part of speech | 25 imperative of active verb midona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
26 [1.1] |
Explanations in French |
27 [1.3#113] |
Entry (3/3) | 28 midona |
Root | 29 dona |
Part of speech | 30 active verb |
Explanations in French |
31 passer (aux dominos) [1.3#114] |
Vocabulary |
32 Game |
Anagrams | 33 andomy, dinamô, donaim, idonam, mandio, manody, midonà, midona, mindao, mionda, namody, naodim, nodiam |
Updated on 2023/10/21 |