Entry | 1 midonaka |
Root | 2 donaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mivoaka setroka: Midonaka izany afo izany [1.1] |
Explanations in English |
5 to give off smoke [1.7] |
Explanations in French |
6 donner de la fumée [1.8] |
Examples |
7 Tsy fantatra intsony lehiroa izay midonaka, na ny kafe hosotroina, na ny afon-drafotsy mpivarotra. [2.470] 8 Tsy fantany fa ny garan' Ankodahoto io, izay nisy nandoro tamin' ny alina, ka mbola nitohy nidonaka foana. [2.472] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word midonaka |
Anagrams | 13 Ikomandà, manidoka, midanoka, midonaka, mikadoña, mikodàna |
Updated on 2022/09/12 |