Entry | 1 midonaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mivoaka setroka: Midonaka izany afo izany |
Explanations in English |
4 [1.7] to give off smoke |
Explanations in French |
5 [1.8] donner de la fumée |
Examples |
6 [2.470] Tsy fantatra intsony lehiroa izay midonaka, na ny kafe hosotroina, na ny afon-drafotsy mpivarotra. 7 [2.472] Tsy fantany fa ny garan' Ankodahoto io, izay nisy nandoro tamin' ny alina, ka mbola nitohy nidonaka foana. |
Root | 8 donaka |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word midonaka |
Anagrams | 13 amandiko, andamiko, Ikomandà, mandoaky, mandokay, manidoka, midanoka, midonaka, mikadoña, mikodàna, mikodana, nakodiam |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |