|
|
|
|

Entry1  midongy an-kanina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tsy mety mihinana fa tsy faly amin' ny anjara omena azy
Explanations in French  4  [1.3] qui n'est pas content de sa ration
Elementary words  5  midongy, hanina

Updated on 2024/12/07