Entry | 1 mieritra |
Root | 2 eritra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mihevitra: Nieritreritra anao indrindra aho no niditra ianao Mandinika zavatra ela mba hanadihadiana azy: Mieritreritra momba ny ho aviny tzy |
Explanations in French |
5 [1.3#129] réfléchir, rêver, songer |
Examples |
6 Indro aho mamorona loza hanjo anareo, sy mieritra izay hevitra hamelezana anareo. [2.996] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 mieritreritra |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mieritra |
Updated on 2024/12/11 |