|
|
|
|

Entry1  mieritra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mihevitra: Nieritreritra anao indrindra aho no niditra ianao
Mandinika zavatra ela mba hanadihadiana azy: Mieritreritra momba ny ho aviny tzy
Explanations in French  4  [1.3#129] réfléchir, rêver, songer
Examples  5  [2.996] Indro aho mamorona loza hanjo anareo, sy mieritra izay hevitra hamelezana anareo.
Root  6  eritra
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Synonyms  11  mieritreritra
Proverbs  12  Proverbs containing the word mieritra

Updated on 2024/12/11