|
|
|
|

Entry1  mifanaiky
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mifanao fanekena: Nifanaiky ny andaniny sy ny ankilany fa hatsahatra ny ady
Mifanaraka, manapakevitra miaraka: Tsarovy ja nifanaiky tamiko ianao fa hanome vola ariary zato ahy
Enti-milaza olona roa mifanao fanekena fa hivady: Efa nifanaiky teo imason' Andriamanitra sy ny fiangonana ianareo
Explanations in French  4  [1.3#10] Comme mifaneky
Examples  5  [2.606#] Izy roa ireo no mifanaraka sy mifanaiky.
6  [2.366#] Ny hoe tsy mifanaiky amim-bazaha dia toa fomba ilazàna fa tsy manaiky ny vazaha.
Root  7  aiky
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word mifanaiky

Updated on 2025/02/02