Entry (1/2) | 1 mifanakona |
Root | 2 takona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mirotsaka betsaka miara-manao asa sarotra lehibe iray, miara-mitondra zava-mavesatra iray; mifanampy [1.1] |
Explanations in English |
5 used in the sense of Mifamonjy. See vonjy [1.2] |
Examples |
6 Ary rehefa hitany fa dia tena tsy zakany samy irery tokoa, vao lasa izy miantso namana, ka mahafatifaty ery ny mijery ireto izy mifanakona milanja ilay entam-be. [2.445#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 mifanakòna |
Root | 12 takona |
Part of speech | 13 imperative of active verb mifanakona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
Explanations in French |
15 [1.3] |
Anagrams | 16 ifanakonam, mifanakòna, mifanakona |
Updated on 2023/06/03 |