Entry (1/2) | 1 mifandaka |
Root | 2 daka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mifamely daka: Nifandaka Ibalita sy Isambilo 5 Mifanohitra ohatra ny atsimo sy avaratra, mifanipaka: Mifandaka be ihany izany hevitrareo izany [1.1] |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word mifandaka |
Entry (2/2) | 11 mifandakà |
Root | 12 daka |
Part of speech | 13 imperative of active verb mifandaka [Full list] |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
Explanations in French |
15 [1.3] |
Anagrams | 16 mandafika, mifandakà, mifandaka |
Updated on 2020/07/31 |