|
|
|
|

Entry1  mifandetsy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mifanala, izany hoe, ohatra, ka ananan' olona vola ny tena, ka misambotra amin' ny tena kosa indray io olona io, tsy aloa ilay volany fa io fotsiny no analana
Root  4  letsy
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2024/12/07