Entry (1/2) | 1 mifanerasera |
Root | 2 serasera |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mifampihaona matetika, mifampikasokasoka [1.1] |
Examples |
5 - Tsy mba tiako, hoy aho nampitahotra azy, ny mifanerasera amin' ny toerana nisehoan-java-mafy sy lehibe toy ireny. [2.5] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 10 mifaneraserà |
Root | 11 serasera |
Part of speech | 12 imperative of active verb mifanerasera [Full list] |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] |
Explanations in French |
14 [1.3] |
Anagrams | 15 ifaneraseram, mifaneraserà , mifanerasera |
Updated on 2023/01/20 |