Entry (1/2) | 1 mifefy |
Root | 2 fefy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Misy fefy: Mifefy ve ny tokotaninareo? Manatona ho ao ambany fiarovana: Mifefy amin' ny reniny ny zazakely |
Explanations in English |
5 [1.2] being walled, being fenced. 6 [1.7] to be enclosed by a fence, a wall |
Explanations in French |
7 [1.8] être entouré d'une clôture, etc. |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 mifefy |
Root | 13 fefy |
Part of speech | 14 adjective |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] Enti-milaza ny fombafomba fanao rehefa mandevina, izay mifarana amin' ny famonoana omby |
Explanations in English |
16 [1.2] having the ceremony of the afana performed for one, applied to the deceased. |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |