Entry (1/2) | 1 mifefy |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Misy fefy: Mifefy ve ny tokotaninareo? Manatona ho ao ambany fiarovana: Mifefy amin' ny reniny ny zazakely |
Explanations in English |
4 [1.2] being walled, being fenced. 5 [1.7] to be enclosed by a fence, a wall |
Explanations in French |
6 [1.8] être entouré d'une clôture, etc. |
Root | 7 fefy |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 mifefy |
Part of speech | 13 adjective |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] Enti-milaza ny fombafomba fanao rehefa mandevina, izay mifarana amin' ny famonoana omby |
Explanations in English |
15 [1.2] having the ceremony of the afana performed for one, applied to the deceased. |
Root | 16 fefy |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |