Entry | 1 miferinaina |
Elementary words | 2 mifery, aina |
Part of speech | 3 active verb |
Vocabulary |
4 Emotions |
Explanations in Malagasy |
5 Mijaly ampanahy izaitsizy, mijaly mafy, mitoloko na mitaraindraina noho ny fijaliana mafy mihatra amin' ny tena (fiteny koa ny hoe: miferitraina): Miferinaina Ramatoa io isaky ny miditra ao an-trano ny vadiny mamo lava [1.1] |
Explanations in English |
6 to sigh, to groan, to grieve 7 utterly unable to be happy or comfortable. [1.2#180] 8 to be in great suffering [1.7] |
Explanations in French |
9 être dans la souffrance; souffrir [1.8] |
Examples |
10 tsy miferin-aina aho fa serena nahoana hianao no lalin'endrika? [2.131] |
Other spellings | 11 miferin, miferin, miferitr |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word miferinaina |
Updated on 2023/05/19 |