Entry (1/3) | 1 mifindra |
Root | 2 findra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miova fonenana na toerana: Nifindra atsy avaratra ry Dadatoa mianakavy 5 Mipaka tonga hatrany amy...: Mifindra amin' ny taranaka mandimby ny aretina sasany 6 Miova ho tonga: Nifindraho komonista ilay mpitondra tatsy ananona ka tsy nisy tsy gaga ny mpitazana satria olona mpanao mamifovelona izy io [1.1] |
Explanations in English |
7 to remove, to change place, to migrate [1.2] 8 to move, to change place [1.7] |
Explanations in French |
9 changer de place, se mouvoir [1.8] |
Examples |
10 Ny sasany indray leo monina, lasa nifindra any amin' ny toeran-kafa. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 19 mifindra |
Root | 20 findra |
Part of speech | 21 adjective |
Explanations in English |
22 to be contagious. [1.2] |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 24 mifindrà |
Root | 25 findra |
Part of speech | 26 imperative of active verb mifindra [Full list] |
Explanations in Malagasy |
27 [1.1] |
Explanations in English |
28 [1.2] |
Explanations in French |
29 [1.3] |
Anagrams | 30 ifindram, mifindra, mifindrà |
Updated on 2023/06/13 |