|
|
|
|

Entry (1/3)1  mifindra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Miova fonenana na toerana: Nifindra atsy avaratra ry Dadatoa mianakavy
Mipaka tonga hatrany amy...: Mifindra amin' ny taranaka mandimby ny aretina sasany
Miova ho tonga: Nifindraho komonista ilay mpitondra tatsy ananona ka tsy nisy tsy gaga ny mpitazana satria olona mpanao mamifovelona izy io
Explanations in English  4  [1.2] to remove, to change place, to migrate
5  [1.7] to move, to change place
Explanations in French  6  [1.8] changer de place, se mouvoir
Examples  7  [2.472] Ny sasany indray leo monina, lasa nifindra any amin' ny toeran-kafa.
Root  8  findra
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 

Entry (2/3)17  mifindra
Part of speech  18  adjective
Explanations in English  19  [1.2] to be contagious.
Root  20  findra
Compound words 

Entry (3/3)22  mifindrà
Part of speech  23  imperative of active verb mifindra [Full list]
Explanations in Malagasy  24  [1.1]
Explanations in English  25  [1.2]
Explanations in French  26  [1.3]
Root  27  findra

Anagrams  28  ifindram, mifindra, mifindrà

Updated on 2025/04/25