|
|
|
|

Entry1  migaina
Root  2  gaina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Sady mafana no manevoka: Migaina izany andro izany
5  Marary, mavesabesatra: Migaina hono ny andohany ka nomeko fanafody izy
6  Maina dia maina, karakaina: Kitay hazo migaina ireo ka mirehitra tsara [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Synonyms  10  migaingaina

Anagrams  11  aingaim, iaingam, miaingà, miainga, migaina

Updated on 2023/01/20