Entry | 1 mihamafy |
Part of speech | 2 active verb |
Examples |
3 [2.472] Ary mihamafy sy mihamihanaka ilay izy. 4 [2.436#] mihamafy fatorana ny fifankatiavana noho izany. 5 [2.445#] Jereo fa tsy mety simba ny vato mihamafy ny tany. 6 [2.470] mihamafy hatrany ny fitempon' ny fony ary natahorany hijanona tampoka araka ny ahiahiny. |
Root | 7 mafy |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |