Entry | 1 miharatra |
Root | 2 haratra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mikiky ny volombava amin' ny hareza: Vao hefarana aho no tsy niharatra dia lava sahady ny volombavako |
Explanations in English |
5 [1.2] shaven. 6 [1.7] to shave oneself; to be clean-shaven |
Explanations in French |
7 [1.8] se raser; être rasé |
Examples |
8 Mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana. [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |