|
|
|
|

Entry1  miharatra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mikiky ny volombava amin' ny hareza: Vao hefarana aho no tsy niharatra dia lava sahady ny volombavako
Explanations in English  4  [1.2] shaven.
5  [1.7] to shave oneself; to be clean-shaven
Explanations in French  6  [1.8] se raser; être rasé
Examples  7  [2.470] Mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana.
Root  8  haratra
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 

Anagrams  14  hamaritra, hamiratra, hiramatra, hiraratam, maharitra, mahiratra, miharatra

Updated on 2025/01/21