Entry |
mihavana
(havana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manam-pifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Manjary mihavana isika izao satria manambady ny zokiko ianao Mifankatia, mifanaraka: Efa mihavana izahay izao fa niserana fotsiny ilay fifanolanana tao [1.1]
|
Explanations in English | To be in a state of friendship with, to be on friendly terms with, to show friendship towards. [1.2]
|
| To be friends [1.7]
|
Explanations in French | être parents [1.54]
|
| Avoir de bonnes relations [1.8]
|
Examples | Tsotra ihany raha te hihavana amiko:
[2.472]
|
Morphology |
Present : |
mihavana |
Past : |
nihavana |
Future : |
hihavana |
Imperative : |
mihavàna |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mihavàna
(havana)
|
Part of speech | imperative of active verb mihavana
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|