Entry | 1 mihelina |
Root | 2 helina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandalo vetivety, miseho kely dia lasa: Mihelina ny volana Mamangy vetivety dia lasa: Tsy nanao afa-tsy nihelina ihany i Dada teto aminay |
Explanations in English |
5 [1.2] to glide by rapidly, to pass by swiftly, to elapse. 6 [1.7] to pass rapidly, to decline |
Explanations in French |
7 [1.8] passer rapidement; décliner |
Examples |
8 Ndrisy, toa rahona sy zavona mihelina tokoa mantsy ireny. [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mihelina |
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |