Entry | 1 mihelina |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mandalo vetivety, miseho kely dia lasa: Mihelina ny volana Mamangy vetivety dia lasa: Tsy nanao afa-tsy nihelina ihany i Dada teto aminay |
Explanations in English |
4 [1.2] to glide by rapidly, to pass by swiftly, to elapse. 5 [1.7] to pass rapidly, to decline |
Explanations in French |
6 [1.8] passer rapidement; décliner |
Examples |
7 [2.470] Ndrisy, toa rahona sy zavona mihelina tokoa mantsy ireny. |
Root | 8 helina |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mihelina |
Anagrams | 15 hameliny, lemahiny, mihelina, nihalemy |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |