|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihofakofaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] mikopakopaka
Root  4  hofakofaka

Entry (2/2)5  mihofakofaka
Part of speech  6  active verb
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Misy hoditra manify na takela-koditra miendaka: Asa izay nahazo an-dRasoa fa mihofakofaka be ihany ny tarehiny. / Mihofakofaka ny hoditry ny menarana
Root  8  hofakofaka
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :

Anagrams  12  hifakofakoam, mihofakofaka

Updated on 2025/01/21