Entry | 1 mijaly |
Root | 2 jaly |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miaritra zavatra maharary mihatra aman' aina na zava-tsarotra manahirana: Mijaly mafy izy amin' io aretiny io 5 Miandry mafy: Nijaly mihitsy aho ambara-pahatonganao [1.1] |
Explanations in English |
6 to suffer [1.7] |
Explanations in French |
7 souffrir [1.8] |
Examples |
8 Na dia mifonoka sy mijaly amin' ny aretina ao anaty lamba aza Rasoa, dia reny tsara ny tenin-janany. [2.470] 9 Ny ankabeazan' ny olona amin' izany toerana voalazako izany no anisan' ny mijaly amin' ny fitondran-janatany. [2.472] |
Morphology |
|
Analogs | 14 miaritra ny mafy mahatsiaro mangirifiry, mitondra ny mafy, mitondra ny tsy eran' ny aina, mitondra ny maizina, mitondra kitra, mitondra rofy, miritra aina, miferinaina, mitoloko, mifia-dranomaso, sendra ny mangidy tsy telina, voan' ny aza manody, fadiranovana |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mijaly |
Updated on 2023/01/20 |