|
|
|
|

Entry1  mikodedika
Root  2  kodedika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  miboredika [Bezanozano] [1.78]
5  Miteny haingana ka mila tsy ho fantatra ny teniny fa mifangaro: Mikodedika izy rehefa miteny ka manahirana ny mihaino azy [1.1]
Explanations in French  6  Bredouiller, parler avec précipitation, sans articuler [1.3#345]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Synonyms  11  mikodedy
Analogs  12  Miboredika, mikodadaka

Updated on 2023/02/28