Entry | mikodedy (kodedy) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Miteny haingana ka mila tsy ho fantatra ny teniny fa mifangaro: Mikodedy izy rehefa miteny ka manahirana ny mihaino azy [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | mikodedika | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |