Entry | 1 mikofoka |
Root | 2 kofoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihetsika tsy mahapetraka eo amin' ny misy ny tena: Aza mikofokofoka fa matoria tsara 5 Mihetsika manao izay hialana: Nikofoka erỳ ilay vorona nefa tsy afaka fa voatana mafy 6 Mihetsika, miasa tena mitady lalana: Nikofokofoka Rakoto ka nahita toerana tsara tamin' ny farany [1.1] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 mikofokofoka |
Analogs | 12 mikopokopoka, mitsikorofoka, mipelipelika |
Updated on 2023/01/20 |