Entry (1/2) | 1 mikoriana |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mandeha midina moramora tsy dia mafy loatra toy ny rano maria nefa tsy miadandoatra koa toy ny rano amin' ny tany marin-tampona): Mahafinaritra ny mijery ity rano mikoriana tsy an-kijanona Mandeha tsara, misosa ho azy: Mikoriana erý izany fiainanareo eto izany Miteny misononoka tsy miambatrambatra: Nikoriana erý ny lahateny ka hafaliana moa ny an' ny mpihaino |
Explanations in English |
4 [1.7] to flow smoothly; to glide; to run around playing |
Explanations in French |
5 [1.8] couler paisiblement; prendre ses ébats |
Root | 6 koriana |
Morphology |
|
Analogs | 11 misononoka |
Entry (2/2) | 12 mikoriàna |
Part of speech | 13 imperative of active verb mikoriana [Full list] |
Explanations in French |
14 [1.3] |
Root | 15 koriana |
Other spellings | 16 mikoriava |
Anagrams | 17 ikorianam, imokirana, mikoriana, mikoriàna |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |