Entry | 1 mikororosy |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manao ankororosy Mikodingy, mivarimbarina: Nikororosy tany an-tevana ilay mpangalatra Midina, mitambororotra, izany hoe mikorotsaka fotsiny hatrany: Tia mikororosy (na tia manao ankororosy) ambonin' ny ranomandry ny mponina any andafy ~ Efa nikororosy ireo nanodinkodim-bolam-bahoaka teo aloha |
Explanations in English |
4 [1.7] to slide; to fall down |
Explanations in French |
5 [1.8] glisser, dégringoler |
Examples |
6 [1.369#] Tsy inoako ny hoe mikororosy fahana ny olombelona ka hanjary ratsy noho ny taloha. |
Root | 7 kororosy |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mikororosy |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |