Entry | 1 minainaina |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mimenomenona fatratra, mitaraindraina sy midradradradra |
Explanations in English |
4 [1.2] to cry out, to lament; to give out a loud sound, as a tight drum. It is also used for daindaina |
Examples |
5 [2.69#] Inona ary izany : Ny tsindriana tsy minainaina, fa ny manindry no minainaina? 6 [2.4#] Ny tsindrona inefatra omaly mbola nampian' ny roa aninkeo, ny nify injany minainaina, ny sisika nampidirin' i Vola talohan' ny niaingana injao mbola mizihitra sy manentsina. |
Root | 7 nainaina |
Morphology |
|
Anagrams | 11 aminaniany, animinanay, inainainam, minainaina, nianianiam |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |