|
|
|
|

Entry1  minainaina
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mimenomenona fatratra, mitaraindraina sy midradradradra
Explanations in English  4  [1.2] to cry out, to lament; to give out a loud sound, as a tight drum. It is also used for daindaina
Examples  5  [2.69#] Inona ary izany : Ny tsindriana tsy minainaina, fa ny manindry no minainaina?
6  [2.4#] Ny tsindrona inefatra omaly mbola nampian' ny roa aninkeo, ny nify injany minainaina, ny sisika nampidirin' i Vola talohan' ny niaingana injao mbola mizihitra sy manentsina.
Root  7  nainaina
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :

Anagrams  11  aminaniany, animinanay, inainainam, minainaina, nianianiam

Updated on 2025/02/02