Entry | 1 miolaka |
Root | 2 olaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy mahitsy fa mivily: Indroa miolaka ity labana ity vao tonga any aminay 5 Mihodivitra, mihodina: Niolaka ny bala ka tsy nahavoa azy [1.1] |
Explanations in English |
6 to wind about, to go in a serpentine direction; to be oblique, to speak in an ambiguous manner, to quibble, to prevaricate. [1.2] |
Examples |
7 Eo ambony andrefana atsimon' ny tanànan' Ambohijanaka, midina sy miolaka ny arabe. [2.472] |
Morphology |
|
Synonyms | 12 miolakolaka |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word miolaka |
Anagrams | 15 alamiko, ikaloam, kaliôma, kimalao, lakamoi, lakamoy, lamaiko, Mailoka, mailoka, makalio, mialoka, mikaloa, milaoka, miloaka, miolaka |
Updated on 2023/01/20 |