Entry |
miolakolaka
(olakolaka (olaka))
|
Part of speech | active verb or adjective
|
Explanations in Malagasy | Tsy mahitsy [1.13]
|
Explanations in English | miolaka
[1.2]
|
| To meander; to speak ambiguously or evasively [1.7]
|
Explanations in French | être sinueux; se détourner; être ambigu [1.8]
|
| En courbe [1.13]
|
Examples |
1 | Miolakolaka manaraka ny fefiloha natao ho azy kosa Ikopa.
[2.470]
|
2 | Mitahiry ao an-tsainy ny filazan'ny olo-malaza izy, ary mahatakatra ny oha-teny miolakolaka.
[2.996]
|
|
Morphology |
Present : |
miolakolaka |
Past : |
niolakolaka |
Future : |
hiolakolaka |
|
Synonyms | |
Proverbs |
|