Entry | 1 miolakolaka |
Part of speech | 2 active verb or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.13] tsy mahitsy |
Explanations in English |
4 [1.2] miolaka 5 [1.7] to meander; to speak ambiguously or evasively |
Explanations in French |
6 [1.8] être sinueux; se détourner; être ambigu 7 [1.13] en courbe |
Examples |
8 [2.470] miolakolaka manaraka ny fefiloha natao ho azy kosa Ikopa. 9 [2.996] Mitahiry ao an-tsainy ny filazan'ny olo-malaza izy, ary mahatakatra ny oha-teny miolakolaka. |
Root | 10 olakolaka |
Morphology |
|
Synonyms | 14 miolaka |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word miolakolaka |
Anagrams | 16 mialokaloka, miolakolaka |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |