|
|
|
|

Entry1  miolika
Root  2  olika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mivily, mihodina: Eto no miolika miankandrefana ny renirano [1.1]
Explanations in English  5  to wind about as a serpent; also same as miolaka. [1.2]
Explanations in French  6  être sinueux, en zigzag, en spirale, se détourner, serpenter [1.3]
Examples  7  Irony lalana ery avaratra ery
dia malomaloka toa lalana ela
ary toa miolika atsy toa miolika aroa
nefa manodidina no andrefan-tranon-dRatiakonohoniolona
[2.131]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Synonyms  12  miolaka, miolikolika
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word miolika

Anagrams  15  laikoim, mikolay, milaiko, miolika

Updated on 2023/01/20