Entry (1/2) | 1 miomba |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manaraka: Niomba an' irỳ lalana irỳ ilay olona nandositra Mandeha miaraka amin' ny: Miomba an-dreniny mandrakariva Ibalita, na miantsena na mamangy havana na mivavaka Miandany: Izay miomba ny fahavaloko tsy mety ho namako |
Explanations in English |
4 [1.2] same as momba |
Examples |
5 [2.470] Fitsetserana sy endrika mangoraka no reny sy hitan' ny masony miomba azy sy ny ankohonany. |
Root | 6 omba |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 miombà |
Part of speech | 12 imperative of active verb miomba [Full list] |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] |
Explanations in French |
14 [1.3] |
Root | 15 omba |
Anagrams | 16 iombam, maimbo, mamboy, miombà, miomba, ombaim |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |