Entry | 1 miondrika |
Root | 2 ondrika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Milefitra ny loha, mirona, miraika mialoha: Miondrika rehefa miarahaba olona ambony 5 Manaram-po (amin' ny alahelo): Aza dia miondrika amin' ny alahelo [1.1] |
Explanations in English |
6 to bow, to stoop [1.2, 1.7] 7 to bend [1.2] |
Explanations in French |
8 s'incliner [1.3#466, 1.8] 9 être incliné, courbé, ployé, abaissé 10 se laisser aller à la douleur, ne pas lutter contre le malheur [1.3#466] 11 se courber; baisser la tête [1.8] |
Examples |
12 Rahefa mandeha eny an-dalana ny olona, miondrika toa vesarana entana izany. [2.472] 13 raha mitraka homana aviavy / raha miondrika homana amontana [2.131] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word miondrika |
Anagrams | 21 indramiko, miandroky, mikondray, miondrika |
Updated on 2023/01/20 |