|
|
|
|

Entry1  miondrika
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Milefitra ny loha, mirona, miraika mialoha: Miondrika rehefa miarahaba olona ambony
Manaram-po (amin' ny alahelo): Aza dia miondrika amin' ny alahelo
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] to bow, to stoop
5  [1.2] to bend
Explanations in French  6  [1.3#466, 1.8] s'incliner
7  [1.3#466] être incliné, courbé, ployé, abaissé
se laisser aller à la douleur, ne pas lutter contre le malheur
8  [1.8] se courber; baisser la tête
Examples  9  [2.472] Rahefa mandeha eny an-dalana ny olona, miondrika toa vesarana entana izany.
10  [2.131] raha mitraka homana aviavy / raha miondrika homana amontana
Root  11  ondrika
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word miondrika

Anagrams  19  indramiko, miandroky, mikondray, miondrika

Updated on 2025/01/21