Entry | 1 mipaika |
Part of speech | 2 active verb or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mandidy sy mikapa (vato): Mipai-bato no raharahan-dRabe Miteny mafy, mandevilevy Maneno, mitaika: Nipaika indrindra ny tamin' ny telo no nitehi-tany ny fiaramanidina Voadidy; misy zorony mitovy sy mahitsy: Vato mipaika |
Explanations in English |
4 [1.7] to chip stone; to strike as with a hammer |
Explanations in French |
5 [1.3#476] Frapper avec un marteau, tailler des pierres, réprimander Sonner, comme l’horloge, faire tictac, comme la montre (Pierres) taillées 6 [1.8] frapper avec un marteau; sonner (cloche, horloge) |
Examples |
7 [2.606#] Ny ray aman-dreny sasany mipaika vato eo an-tanàna. |
Root | 8 paika |
Morphology |
|
Analogs | 13 voapaika |
Compound words |
|
Anagrams | 15 mipaika, mipiaka, mpiaika |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |