|
|
|
|

Entry1  mirahalahy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny fifatoram-pihavanana misy amin' ny lehilahy roa na maro iray ray sy iray reny: Mirahalahy Rabe sy Rakoto
Explanations in English  4  [1.2] to be two brothers, to be brothers. If more than two are meant, the number must be expressed.
5  [1.7] who are brothers
Explanations in French  6  [1.54] être frères (entre hommes)
7  [1.8] qui sont frères
Examples  8  [2.324] Dia lasa niakatrakatra izy mirahalahy, ka nandray ny bisikileta ary nitarika azy moramora niditra nankao amin'ny tanĂ na
9  [2.470] Pataloha roa aman'olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy
10  [2.472] Iny no fara fihaonanay mirahalahy
Vocabulary  11  Relationships: family
Root  12  rahalahy
Analogs  13  mirahavavy
Titles  14  Izy mirahalahy (Razakandraina Jean Verdi Salomon)
Proverbs  15  Proverbs containing the word mirahalahy

Updated on 2024/12/12